У нас вы можете посмотреть бесплатно Aza mety fitahin'ologno anareo_Hira Katolika Malagasy или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage. Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel. #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #hirakatolikamalagasy Aza mety fitahin'ologno anareo Mandehana toy ny zanaky ny mazava 1. Tafio ny rariny hiarovan-tena Raiso ny fiadian'ny Tompontsika Ataovy ho ampinga ny finoana Mba handresena ny hevi-diso Raiso ho hafaliana o ry rahalahy Ny fizahan-toetra mianjady aminareo Ny finoanareo mahatonga fandeferana Ary fandeferana mampiadam-panahy 2. Tanteraho amin'ny finoana ny teny Fa tsy mpihaino fotsiny ianareo Tano tsara ny fampianarana avy aminay Na amin'ny teny am-bava na an-tsoratra 'Zay efa mahalala ny mety atao nefa tsy manao No meloka indrindra, Ekeo avokoa izay manjo anareo Matokia ny tompo Fa Izy no hanarina anareo