У нас вы можете посмотреть бесплатно Rica Aina - Ho Anao или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Ho Anao Ho asehoko Izao rehetra izao F'ianao ilay safidiko sy efa nokoloiko hatrizay Andrin'ny fiainako Tsy andriko 'lay andro izay Hampakarana Anao ho vady andefimandriko fa may, tsindrin-daona hany Aho. REF: Atolotro ho anao irery 'ty peratra volamena Ho marika izay hita maso fa ianao no vadiko mandrakizay Tena tiako ianao Ijanona ho Anao irery Ka ho ataoko tsianjery Hoe izay misy ahy Dia misy Anao Izaho sy ianao tsy hifandao Fa mandramaty 'lay voady hoe tiako ianao. Tsy sangisangy Na vazivazy Fa tena vonona ny hiroso, hanorina 'lay tokatrano soa, hiarinan-tsika roa Ka tambitamby Sy teny mamy No handravaka sy hameno izany mba ho tonga lafatra hatrany Lavitry ny tomany. #Nouvauté #2k21