У нас вы можете посмотреть бесплатно Ny zavatra rehetra miara miasa hahasoa izay tia an'Andrimanitra (Mana isanandro : Jeremia 21:1-14) или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
MITOETRA AO ANATINTSIKA I KRISTY REHEFA NEKENTSIKA 1. Indro, efa mitsangana eo am-baravarana Aho ka mandondòna; raha misy mihaino ny feoko ka mamoha ny varavarana, dia hiditra ao aminy Aho ka hiara-misakafo aminy, ary izy amiko. 2. Raha misy tia Ahy, dia hitandrina ny teniko izy; ary ny Raiko ho tia azy, ary hankao aminy Izahay ka honina ao aminy. 3. Voahombo miaraka amin'i Kristy amin'ny hazofijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa i Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin' ny nofo dia ivelomako amin'ny finoana ny Zanak'Andriamanitra, Izay efa tia ahy ka nanolotra ny tenany hamonjy ahy. 4. Fa tsy ianareo no miteny, fa ny Fanahin'ny Rainareo no miteny ao anatinareo. 5. Nahoana no nisaina izany tao am-ponao ianao? Tsy nandainga tamin'olona ianao, fa tamin'Andriamanitra." 6. Izay mihaino anareo dia mihaino Ahy; ary izay manda anareo dia manda Ahy; ary Izay manda Ahy dia manda Izay naniraka Ahy." 7. Anaka, ianareo dia avy amin'Andriamanitra ary efa naharesy ireny, satria lehibe Izay ao aminareo noho izay ao amin'izao tontolo izao. 8. Fa ianareo tsy ao amin'ny nofo, fa ao amin'ny Fanahy, raha ny Fanahin'Andriamanitra no mitoetra ao anatinareo. Fa raha misy kosa tsy manana ny Fanahin'i Kristy dia tsy Azy izy. 9. Tsy fantatrareo va fa tempolin'Andriamanitra ianareo, ary ny Fanahin'Andriamanitra mitoetra ao anatinareo ? 10. Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempolin'ny Fanahy Masina, Izay ao anatinareo sady efa azonareo tamin'Andriamanitra ? ka tsy tompon'ny tenanareo ianareo. 11. Aza mampalahelo ny Fanahy Masin'Andriamanitra, Izay nanisiana tombokase anareo ho amin'ny andro fanavotana. 12. Fa isika no tempolin'Andriamanitra velona, araka ny nataon'Andriamanitra hoe: "Honina eo aminy Aho sy handeha eo aminy; ary ho Andriamaniny Aho, ary izy ho oloko" 13. Ao aminy no irafetan'ny rafitra rehetra, mitombo tsara ho tempoly masina ao amin'ny Tompo. Ary ao aminy no miaraka aorina koa ianareo ho fonenan'Andriamanitra amin'ny Fanahy 14. Ary ny Tompo izany Fanahy izany; ary izay itoeran'ny Fanahin'ny Tompo no itoeran'ny fahafahana. 15. Fa i Kristy kosa dia Zanaka manapaka ny tranon' Andriamanitra; ary isika no tranony, raha hazonintsika mafy hatramin'ny farany ny fahasahiana sy ny firavoravoana momba ny fanantenana. 16. Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka Aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny fanahy sy ny fahamarinana." 17. Izaho sy ny Ray dia iray ihany. 18. Ka hiteraka Zazalahy izy, ary ny anarany hataonao hoe Jesoa (Jehovah no Mpamonjy); fa Izy no hamonjy ny olony ho afaka amin'ny fahotany. Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS CLES ireo ao @ Baiboly : (1) Apokalypsy 3 : 20 (2) Jaona 14 : 23 (3) Galatiana 2 : 20 (4) Matio 10 : 20 (5) Asa 5 : 4 (6) Lioka 1 : 16 (7) I Jaona 4 : 4 (8) Romana 8 : 9 (9) I Koritiana 3 :16 (10) I Koritiana 6 : 19 (11) Efesiana 4 : 30 (12) II Koritiana 6 : 16 (13) Efesiana 2 : 21- 22 (14) II Koritiana 3 : 17 (15) Hebreo 3 : 6 (16) Jaona 4 : 24 (17) Jaona 10 : 30 (18) Matio 1 : 21 Vatomandry 30 Novembra 2020 A). MES 4 PAGES FACEBOOK : 1. MES VERSETS BIBLIQUES PREFERES DR: / mesversetsbibliquespreferesdr 2. MES ESPACES EVANGELIQUES DR : / mesespacesevangeliquesdr 3. MES VIDEOS EVANGELIQUES DR : / mesvideosevangeliquesdr 4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO : / tsaranytompoisanandro B). MON SITE EVANGELIQUE : https://caldenmadagascar.wordpress.com/ C). MES COORDONNEES ET MES RESEAUX SOCIAUX : 1. NUMERO TELEPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39 2. E- MAIL : doc.rivolala@gmail.com 3. ADRESSE : Vatomandry MADAGASCAR 4. LINKED IN : / doctor-rivolala-andrianantoavina-5199594b 5. TWITTER : / docrivolala 6. INSTAGRAM : / rivolalaandrianantoavina 7. FACEBOOK : / rivolala.andrianantoavina 8. PEARLTREES : http://www.pearltrees.com/rivolala 9. ASSOCIATION CALDEN : http://caldenmadagascar.blogspot.com/... JESUS VOUS AIME. QUE DIEU VOUS BENISSE ABONDAMMENT