У нас вы можете посмотреть бесплатно ⚖️ Fanagadrana an’i Mahery Lanto MANANDAFY, Berija RAVELOMANANTSOA, Rolly Mercia… или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
SONGADIM-BAOVAO REAL NEWS- NY VAOVAO MARINA 11 NOVAMBRA 2025 Fanagadrana an’i Mahery Lanto, Berija, Rolly Mercia…..: Ny anaran’i Lalatiana Rakotondrazafy, Ministry ny serasera teo aloha, sy Dina Andriamaholy, Sekretera Jeneraly Lefitry ny Fiadidiana ny Repoblika teo aloha, no tena voatonona fa tao ambadik’ireo fanagadrana nandritra ny fitondran’ny Filoha teo aloha Andry Rajoelina ireo. I Lalatiana Rakotondrazafy no voatonona fa tao ambadiky ny fanagadrana an’I Mahery Lanto Manandafy izay mbola mitondra takaitra hatramin’izao noho ny AVC nahazo azy tany am-ponja. Mbola i Lalatiana Rakotondrazafy ihany koa no voatonona tao ambadiky ny fampidirana am-ponja an’I Berija Ravelomanantsoa, izay namoy ny zanany vao 8 taona nandritra ny fotoana nanagadrana azy. Ary hatramin’ny vadiny aza dia nogadrain’i Lalatiana Rakotondrazafy taty aoriana. I Dina Andriamaholy kosa no voatonona tamin’ny fampidirana am-ponja an’I Rolly Mercia, ankoatran’ny fanenjehana manokana nataon I Mamy Ravatomanga an’ity Ministry ny serasera teo aloha ity.