У нас вы можете посмотреть бесплатно FANAMBARANA MARC RAVALOMANANA или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
FANAMBARANA MARC RAVALOMANANA Ry vahoaka Malagasy, Ry vahoakan’Iarivo -Efa nilaza taminareo aho fa tsy hiamboho adidy, ⁃ Efa nanome toky anareo aho fa tsy hamela ny Vahoaka Malagasy ho irery, ⁃ Ary, Efa nanambara taminareo aho fa hanokana ny androko sisa rehetra hanarenana ny Firenena Noho izany, ⁃ Rehefa nandinika tamin’ny fo tony, ⁃ Rehefa avy niresaka sy nahazo tsodrano tamin’ny fianakaviana, ⁃ Rehefa avy niresaka tamin’ireo rafitra mikarakara ny Fifidianana, ⁃ Ary nametraka ny fikasana sy ny fandaharana rehetra teo am-pelatanan’Andriamanitra, Dia nanapa-kevitra ny tenako fa hirotsaka ho fidina ho Ben’ny Tanànan’Antananarivo renivohitr’i Madagasikara.