У нас вы можете посмотреть бесплатно Gasikara - Telofangady by Dafy cover или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
► ME SUIVRE : → Abonne-toi et active la cloche pour ne rien rater : / @dafymartinelli4097 → Ma page Facebook : / dafymartinelli Tononkira : Gasikara Efa ho folo taona no nandaozako anao re ry taniko Taona maro tsy nijereko tsy niheverako afa-tsy ny amiko Ka mirongatra tao anaty ny alahelo Ka mila tsy ho tantiko GASIKARA malala tany tsy manam-paharoa Tsy azo eritreretina ny lanjan’ny hery ao anatinao Tany mamy tsy mety hadino sy tsy foy na dia lavitra aza ianao Ilay Ray izay ao ambony be fitia no hitsinjo ny lalanao Hampiray sy hampitambatra antsika izy GASIKARA O ! GASIKARAKO Tany nihaviako ianao ka tsy maintsy tiaviko Na lavitra aza anefa ny elanelan’ny any sy ny aty Antenaiko fa mbola hihaona ihany isika e ! Ianao dia tany tiako Tena tiako ka tsy hatakaloko Harenako sarobidy ary ahitako ireo havako Ianao no nipoirako ary hilevenako ihany koa GASIKARA malala tany tsy manampaharoa Tsy azo eritreretina.... GASIKARA O !.... #hiramalagasy #lamozika #dafy#gasikarako #telofangady