У нас вы можете посмотреть бесплатно Tantara Malagasy - OMEO NY FAHAFAHAKO (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
OMEO NY FAHAFAHAKO Tantaran'i Radio Don Bosco Tantara indray miseho Tantara Malagasy Ny toerana nisy ny fianakavian-dRamily sy Ratovo dia tanàna iray niaina tao anatin’ny fiaraha-miaina, tamin’ny fihavanana sy firaisan-kina ary fifampitsimbinana, izany hoe ny fitondran’ny notarihin'ireo zokiolona. Rehefa voaroaka tamin’ny fanendrena miaramila tany Frantsa Atoa Ramily, dia nody teo an-tanindrazana izy ary niezaka mba hananganana rafitra sy fifandraisana izay inoany fa inoany hampandroso mihoatra noho ny teo aloha. Nanampatra ny fananany fitaovam-piadiana sy fahefana Atoa Ramily. Nanendry ny tenany ho mpitantana sy lehiben’ny fokontany Atoa Ramily. Rava tsikelikely ny kolontsaina niainan’ny mponina, maro amin’ireo fitsipika ninian’Atoa Ramily no napetraka mba hifehezana ny tanàna. Tsy manana fahalalahana toy ny teo aloha intsony ny mponina, manjaka ny didy jadona. Tsy nisy intsony ny fifampiresahana sy fifampizarana hevitra ary fanabeazana ny ankizy tamin’ny fomba malagasy. Nampiditra an-tsokosoko vahiny i Ramily ary nangalatra ny harena ambanin'ny tany, nampiasa olona an-terivozona... Mpanoratra : Andriamaholinirina Frank Jacquis na Ventson'ny voaary Mpilalao : Nambinina Randria, Fetra Sarobidy, Tahiana Nantenaina, Le Mec, Ony Mihaja Mpanatontosa : Holisoa Nandray feo : Tovo Razanamamonjy #tantara #omeonyfahafahako #sarymihetsika