У нас вы можете посмотреть бесплатно M.F.K Foibe « Fiadiana mahery vaika ny Fitiavana sy ny Famindram-po »Toriteny 0313/2025 или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Mbola mijanona ao anatin’ny Eksodosy 6:1 hatrany isika izay misy hafatra mahafinaritra. Ny Eksodosy 5:15 nanantena valiny mahafa-po kinanjo vao maika loza. Eksodosy 5:20-21 nangidy hoditra t@ zanak’isaraely koa Mosesy, Eksodosy 5:22-23 kivy ihany koa i Mosesy fa nitodika tany @ Jehovah satria manana ny fotoanany Izy. Ny Eksodosy 6:9-13 dia namerin-teny t@ i Mosesy Jehovah mba hankao ao @ Farao sy ny zanak’Israely satria manana ny fotoanany Izy (Malakia 3:17-18). Ary afaka hateloana (izay midika hoe telo taona) io raha ny bokin’ny Eksodosy. Ny II Mpanjaka 6:21-23 dia hafa mihitsy ny fitantanan’Atra raha mbola mety mihaino ny Mpaminany ny Mpanjaka ary « Fiadiana mahery vaika ny Fitiavana sy ny Famindram-po ». Fa inona ary ny zavatra niseho teto @ II Mpanjaka 6:24-25 ? Araho tsara indray ny tohin’ny tantara manomboka eto. Mahereza hatrany rahalahy sy ranabavy. Pasteur ANDRIAMALALA Rodin!