У нас вы можете посмотреть бесплатно Tsy Misy Ny Doria - Mahaleo (Dadah) или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Artistes: Mahaleo Album: Mama Sera Genre: Folk, World & Country Sortie: 2007 song list: 1. Anjely (Dama) 2. Embona sy Hanina (Dadah) 3. Mianara Miaina (Raoul) 4. Post-Scriptum (Bekoto) 5. RN35 (Mama Sera) (Dama) 6. Rano sy Vary (Dadah) 7. Mipololotra (Raoul) 8. Renin-Drainivoanjo (Bekoto) 9. Orimbato (Dama) 10. Tsy Misy ny Doria (Dadah) 11. Kat'mi (Raoul) 12. Vatolahy (Bekoto) 13. Ambodibonara (Dama) 14. Mbola Irery (Dadah) 15. Miverena Modia (Raoul) 16. Madagasikara (Bekoto) 17. Ravorondreo (Mahaleo) Hiara hiaina ny andro androany Ho toy ny andro farany Hiara-higoka izay mety ho mamy Mandrapahalefin'ny tarany Ny maso hikipy tsy hahita Ho tapitra ny fofon'aina Ho hanenenana izay tsy vita Fa ny ankoatra tsy ho ilaina Satria ny vintana sy anjara No mamaritra ny dia Rahampitso ny lalantsika mety hizara Satria tsy misy ny doria Ny vintana sy lahatra Mety hamingana ny dia Ny ho avy tsy voatery ho tonga lafatra Satria tsy misy ny doria Interlude… Ny ampitso fanontaniana Mety ho vatana hangatsiaka Handeha hioty izay zava-tiana Dia ny masoandro mibaliaka Isaky ny andro izay mifoha Mety ho farany io tadidio Ataovy andro feno soa Ho fahataperana ny anio Satria ny vintana sy anjara No mamaritra ny dia Rahampitso ny lalantsika mety hizara Satria tsy misy ny doria Ny vintana sy lahatra Mety hamingana ny dia Ny ho avy tsy voatery ho tonga lafatra Satria tsy misy ny doria