У нас вы можете посмотреть бесплатно SOA IHANY или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Miarahaba antsika rehetra nahatratra indray ity taona vaovao 2026 ity. Mirary ny tsara indrindra ho antsika rehetra tsy an-kanavaka. Hifampahery sy hifampitaiza am-pitiavana eto indray isika mandritr'ity taona vaovao ity mba tsy hisy ho latsaka an-davaka na dia iray aza fa hifampisintona hiakatra foana. Tsy hisy ny hivoaka ny lalàn'Andriamanitra fa hifananatra sy hifampitantana eny foana isika. Ho mariky ny fifampiharahaban-tsika ny amin'izao fisokafan'ny taona vaovao izao dia faly indray izahay manolotra ho anareo izao raki-tsary vaovao izao ☺️. Fa raha tsy teo Jesosy dia tsy ho toy izao ny fiainanay dia tianay ny mizara an'izany aminareo ihany koa fa SOA IHANY nifanena tamiNY 🙏. Gaesaf