У нас вы можете посмотреть бесплатно Anjakao - Jim Praise ft Rojo (Groupe Ny Avo) --- или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Anjakao - Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany ary ny Anarany Masina dia ho deraina sy hiraina mandrakizay. Hira Fiderana - Anjakao miaraka amin'i Jimmy sy Rojo (Groupe ny avo)! ANJAKAO Anio no anolorako, tena ho Anao Ray handraisako ny ho aviko, ho fiainam-baovao hamafa fahotana sy handraisam-pamelana anio no anekeko mba, ho hateraka indray, Eny Ray o, maro ireo, vitako hatrizay mbola velona aho, satria tia ahy Ianao raiso aho Ray o, fa mpanota tsy mba mendrika aho k'aza avelanao isaraka Aminao Ref : Atolotro ho Anao izao, ny tenako indro omeko Anao, ny foko anjakao hihira ho Anao, mandrakizay hanandram-peo sy hikalo, ho fiderana Anao Navelanao handray aho, ny tenanao rehetra t@fitiavana izay tsy takatry ny saina nohenoinao ny zanakao fa mendrika fitia Ray malala o! izaho tsy hivadika ho doria Anio aho, hanao ireo,dina Aminao fa tsy hanadino ilay hatsaranao hanaiky hiala izay rehetra mety fahotana fa fitiavana, finoana sy fanantenana Ref : Atolotro ho Anao izao, ny tenako indro omeko Anao, ny foko anjakao hihira ho Anao, mandrakizay hanandram-peo sy hikalo, ho fiderana Anao Jim Praise & Rojo