У нас вы можете посмотреть бесплатно 02 Trano Gasy - Dama Mahaleo или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Artistes: Mahaleo Album: 30 Taona Genre: Folk, World & Country Sortie: 2002 song list: 1. Fanambadiana 2. Trano Gasy 3. Velo 4. Mpanao Politika 5. Mofo Tantely 6. Aza Manadino Anay 7. Moa Ve 8. Volan-Kakafotra 9. Malagasy Blues 10. Tonga Ny Alina Novakivakiana ny firaisankina tsy hoe tsy fidiny io fa fanahiniana ny fizarazarana izay hanjakana nataon’ny mpanjanaka io ho fitondrana Nandova izany ary Ramalagasy Tsy nahay nandova tsara fa nandova ratsy ka nanohy ilay fomba fanao mampifandrafy tsy ho mora anefa ny hijinja ny nafafy Ianareo izay nafarana e! hamitrana fihavanana vao maika koa mampizarazara Ianareo izay nafarana e! hamitrana fihavanana vao maika koa mampizarazara Tsikalakalam-bola lasa sarobidy tsikalakalam-pihavanana manomboka tsisy very fanahy maha gasy ny mpiara-monina mikiry biby vao lasa olona tsy mora mionona Ny takalom-patsa vidim-pihinanana izany izao no malaza ka hifaninanana nahazo toerana rafahalalahana mikisakisaka amin’izay ireo tsy ampy fananana Ianareo izay nafarana e! hanavotra tanindrazana vao maika koa mampivandravandra ianareo izay nafarana e! hanavotra tanindrazana tsisy aro fanina izao ny tanàna Isika malagasy zanaka amam-para tsy nahay nandova an’i Madagasikara ity nosin-drazana lazaina fa masina ity e! ny mpanota fady indray no manjaka ety Isika samy malagasy aoka tsy hifanome tsiny ny heloka rehetra anie tsy an’ireo vahiny aza kivy fa tsy vola ihany no hatao fanarenana firaisankinantsika koa lalam-panorenana Isika izay hanangana e! ndao hiaraka hanangona ho vato fototry ny malagasy Isika no hanangana e! fifanomezan- tànana hanaovana ny fototr’ilay trano gasy Isika izay hanangana e! ndao hiaraka hanangona ho vato fototry ny malagasy Isika no hanangana e! fifanomezan-tànana hanaovana ny fototr’ilay trano gasy DAMA