У нас вы можете посмотреть бесплатно Fanombohana amin'ny fomba ofisialy ny fankalazana ny faha-63 taona ny niverenan'ny fahaleovantena или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
"Ny fananganan-tsaina dia manamafy ny mahazava-dehibe ny fitiavan-tanindrazana sy hanehoana ny hambompom-pirenena ary manamarika ny soatovaina mampiray ny Malagasy dia ny fahafahana izany ary indrindra mampiredaradera ny teny filamatry ny Repoblika dia ny "Fitiavana - Tanindrazana ary ny Fandrosoana" hoy ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina. Nanao antso avo ny olom-pirenena rehetra ihany koa ny tenany hanangana ny sainam-pirenena eny anivon’ny tokantrano sy ny biraom-panjakana rehetra ho mariky fankasitrahana ireo rehetra niady ho an’ny fahaleovantena ary ny fitiavana an’i Madagasikara.