У нас вы можете посмотреть бесплатно Minisitra ny Serasera Lalatiana Rakotondrazafy SY Njakatiana : Mampiaram-peo или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Izaho tena tia mihira na ratsy feo aza 😂 Dia nofaranako tamin’ny fomba nahafinaritra koa ny faran’ny herinandroko, ity nofinofiko ity efa mba ela mihitsy hoe hiaraka hihira amin’i Njakatiana izay mpanakanto anisan’ny tena ankafiziko nanomboka izahay mbola zaza nihaino k-7 tamin’izany 😊 dia tanteraka soamantsara izany ka dia tena tretrika e, aza jerena ny disodiso kely fa ilay hafaliana no zavatra miabo dia zaraiko, tokony hoe mifindra manko io hafaliana io (la joie est contagieuse dit-on 😃). Misaotra Njakatiana nanaiky nampiaram-peo kely na dia tsy dia raitra aza e 🤦♀️ « Les gens heureux ne perdent pas leur temps à médire sur les autres ou à leur faire du mal ». #Thanks_Jesus #happiness_is_free