У нас вы можете посмотреть бесплатно Ry Maria Reninay ô, 'ty ny zanakao banjìno - Hira Katolika или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
✨ Ry Maria Reninay ô, 'ty ny zanakao banjìno - Hira Katolika ✨ ➡️ Tsidiho ny tranonkala ✅ KATOLIKA_ORG : https://bit.ly/3S0G7qR ✅ FACEBOOK : https://bit.ly/3QWZUqB 👉 Vavaka sy Hira p. "596 👉 Fihirana Hasina p. "83 👉 Fihirana Vaovao p. "420 Fiv: Ry Maria Reninay ô, 'Ty ny zanakao banjìno; Raiso re ny vavakay e Amen, Aleloia! 1 - Masina Maria ô, Renin’i Jesoa Mihanta aminao ny zanakao Indreto àry izahay tsy manadino Saina sy fo iray ho anao mandrakizay 2 - Tantano ny irakao hahafoy tena Hiray aina ao aminao, hanetry tena Hiroborobo anie ny fiangonana Hiara-miantso anao hoe: Reny malala