У нас вы можете посмотреть бесплатно Firoborobon'ny lafin-tany sy maharitra eto Madagasikara taona (2019) или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Ahoana no ahafahana manampy ny mpamboly ho matianina sy hampiroboroboina ny fambolena mba hitondra fandrosoana ara -ekonomika maharitra manerana ny faritra ? Fantaro nahoana ny fametrahana ny tambajotra Maitres-Exploitants (Mex) dia ao anatin’ny fampandraisana anjara ny tsirairay. Ary ahoana no ahafahany mandray anjara amin’ny fambolena maharitra, ny fanjariantsakafo ary ny fampandrosoana ara-ekonomika manerana ny faritra amin’ny alalany fizarana ny traik’efa. Io dia anisan’ny vokatra azo avy amin’ny alalan’ny eo fiarahamiasa eny Ifotony izay iarahan’ny faritra Nouvelle-Aquitaine sy ny faritra Itasy manatanteraka dia ny tetik’asa « Mahavotra ».