У нас вы можете посмотреть бесплатно FFPM 617 MM 23 Aza manadino ahy или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
"Aza manadino ahy" - Hira FFPM 617 Mazotoa mamerimberina sy mianatra ireto hira FFPM ireto any an-trano. Dia mba samy mahay be toa azy ireo daholo isika manerana ny isam-piangonana any rehefa mihira amin'ny fotoam-pivavahana FFPM 617 – Aza manadino ahy 1. Aza manadino ahy, Ry Mpihaino vavaka! Aza mba manary ahy Hanalavitra Anao; Mitodiha ry Mpanjaka! Ka Jereo ny olonao; Aza manadino ahy, Ry Mpihaino vavaka! 2. Hianao no fiereko, Vatolampy, heriko! Na kamboty aza aho, Faly manana Anao; Afa-tahotra ny foko, Raha miandrandra Anao; Aza manadino ahy, Ry Mpihaino vavaka! 3. Eny Hianao no Raiko, Ka hatoniko izao; Nefa ny fahadalako Aza mba heverinao; 0! ampifalio aho, Ka ombay ny elatrao; Aza manadino ahy, Ry Mpihaino vavaka! 4. Tabataba lalandava No mba hitako izao, Ka izaho te-ho tonga Ao am-pitsaharanao-, Mitenena, ry Jehovah! Mamalia ahy izao; Aza manadino ahy, Ry Mpihaino vavaka! Sary tao amin’ny TVM: • Видео Sombiny Fivavahana iraisam-Pinoana FFKM 24-05-2020 Antokompihira Kerobima Ankatso