У нас вы можете посмотреть бесплатно Milay - Tononkalo Malagasy - Tsy rendrika Spica или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Te handefa hafatra amin'ny Facebook? / antsahoneywinner Ekeko hoe tsy manolatra ny ratranao taloha Saingy izany tsy ala olana hanidina fo Tsy handraisana fitiavana sy olon-tia vaovao Malala a, hitanao? Ampahirato tsara aloha anie ny masonao e… Misy tena misy ny vonona hitia sy hanaja anao Tsy manam-pikasana ny hanampy tsilo vao Na mbola hangaroharo ny fery anatinao Ny olona rehetra an, aza ampitoviana amin'ilay nahasahy nandao Samy hafa fitaizana sy fototra ijoroana izao tontolo izao Misy nampianarina dia ao ny tonga saina Fa ny fanajana tiana dia tsara sy ilaina Ny ankosoka fitia izay namaboana anao Azoko fa izao e… Ny entina mamitaka dia saritsarinjavatra tsara be daholo Taiza akia malala no nisy nanao sandoka vola ariary folo a? Dia izay akia malala, fafao ny ranomaso Ny fiainana antany mety ho tojo ankaso Fa miarina, mijoro dia mitia indray Ataovy antsaina foana hoe: ndry akia milay a Tononkalo nosoratan'ny mpanoratra Malagasy Tsy rendrika Spica Feon'i Antsa Honeywinner.