У нас вы можете посмотреть бесплатно Kapoka sa fizahan toetra no mahazo antsika Malagasy (Pasteur Razafiarison Emilien - Hebreo 12:1-11) или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Koa amin'izany, satria misy vavolombelona maro be toy izany manodidina antsika toy ny rahona, dia aoka isika koa hanaisotra izay rehetra mitambesatra amintsika mbamin' ny ota izay malaky mahazo antsika, ary aoka isika hihazakazaka amin'ny faharetana amin'izao fihazakazahana filokana napetraka eo anoloantsika izao, Mijery an'i Jesoa, Tompon'ny finoantsika sy Mpanefa azy, Izay naharitra ny hazofijaliana, fa tsy nltandro henatra, mba hahazoany ny fifaliana napetraka teo anoloany, ka dia efa mipetraka eo amin'ny ankavanan'ny sezafiandrianan'Andriamanitra Izy. Fa hevero tsara ilay naharitra ny fanoherana nataon'ny mpanota taminy, fandrao ho ketraka ianareo, ka ho reraka ny fanahinareo. Ianareo tsy mbola nanohitra niady tamin'ny ota hatramin'ny fahalatsahan-dra. Ary hadinonareo ny fananarana izay milaza aminareo toy ny amin'ny zanaka hoe:"Anaka, aza atao ho zavatra kely ny famaizana ataon'i Jehovah,ary aza reraka, raha resy lahatry ny anatra ataony ianao; Fa izay tian'i Jehovah no faizany,ary izay zanaka rehetra raisiny no kapohiny." Famaizana no anton'ny iaretanareo; Andriamanitra mitondra anareo tahaka ny zanaka; fa aiza moa izay zanaka tsy faizan-drainy? Fa raha tsy faizana tahaka ny itondrana azy rehetra ianareo, dia zazasary, fa tsy zanaka. Ary koa, isika dia nanana ny rain'ny nofontsika ho mpanafay antsika ka efa nanaja azy; tsy mainka va ny hanekentsika ny Rain'ny fanahy, ka ho velona isika? Fa ireny dia nanao izay hahafay antsika tamin'ny andro vitsy araka izay sitrapony, fa Izy kosa dia ny hahasoa, mba handraisantsika ny fahamasinany. Fa ny famaizana rehetra dia tsy mba atao ho mahafaly andro anaovana, fa mampahory; fa rehefa afaka izany, dia vao mitondra ny vokatry ny fahamarinana hiadanana ho an'izay nanaovana azy izy. AUDIO : MANA ISANANDRO vokarin'ny Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara ( LLB ) A). MES 4 PAGES FACEBOOK : 1. MES VERSETS BIBLIQUES PREFERES DR: / mesversetsbibliquespreferesdr 2. MES ESPACES EVANGELIQUES DR : / mesespacesevangeliquesdr 3. MES VIDEOS EVANGELIQUES DR : / mesvideosevangeliquesdr 4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO : / tsaranytompoisanandro B). MON SITE EVANGELIQUE : https://caldenmadagascar.wordpress.com/ C). MES COORDONNEES ET MES RESEAUX SOCIAUX : 1. NUMERO TELEPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39 2. E- MAIL : doc.rivolala@gmail.com 3. ADRESSE : Vatomandry MADAGASCAR 4. LINKED IN : / doctor-rivolala-andrianantoavina-5199594b 5. TWITTER : / docrivolala 6. INSTAGRAM : / rivolalaandrianantoavina 7. FACEBOOK : / rivolala.andrianantoavina 8. PEARLTREES : http://www.pearltrees.com/rivolala 9. ASSOCIATION CALDEN : http://caldenmadagascar.blogspot.com/... JESUS VOUS AIME. QUE DIEU VOUS BENISSE ABONDAMMENT