У нас вы можете посмотреть бесплатно Tantara Malagasy - DATY NIFANOMEZANA (Tantaran'ny Radio Don Bosco) Tantara indray miseho или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
DATY NIFANOMEZANA Tantaran'ny Radio Don Bosco Kamboty ary taizan'i Mamazay, nenitoany i Maholy. Nifankatia tamin'i Tahina mpiara-nianatra taminy izy ary nitoe-jaza. Tia an'i Maholy tokoa i Tahina ary nisafidy ny andron'ny mpifankatia na "Saint Valentin" hanaovana ny vodiondry. Nisedra olana maro anefa ny fitiavan'izy roa : anisan'izany ny fifindra-monina nahavoatery an'i Tahina handao an'i Maholy... Isan'ny olana nosedrain'ireto mpifankatia ireto koa ny fandavan'i Mamazay ny fitiavan'izy roa, ny lozam-piarakodia nahazo an'i Maholy izay nahavery tadidy azy ka nararaotin'i Henriot sy Sidonie hamarotana azy. Tanteraka ihany anefa ny fanambadian'izy roa tamin'ny daty nifanarahan'izy ireo hanaovana izany. Mpanoratra : Axiel Mpilalao : Arlivah, Le Mec, Vanintsoa, Salohy, Ony Mihajanirina Nandray feo : Tovo Razanamamonjy Nanatontosa : Hanjariliva Tantara Malagasy Tantaran'ny Radio Don Bosco Tantara RDB Tantara Indray Mihaino