У нас вы можете посмотреть бесплатно Soul'Dera - VELOMA или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
VELOMA Leo mijaly aho Leo miady irery Leo tangena aho Leo fatotra sy fery Leo mitaraina aho Tsy nahita izay mahasoa Kanjo nifanena, nifanena tamin’ny Jesoa Ka dia faly faly faly Faly aho tsy misy ohatr’izany Fa afaka aho tamin’ny fatotra Tapatapaka tsy misy mihazona Veloma sisa apetrako aminao Veloma e veloma ry lasako any a Veloma e fa isika tsy hiaraka intsony Efa Azy aho ,Azy manontolo Ny fo sy Fanahy nomeko Azy daholo Tsy niandry ela, fa dia babony avokoa Niova Fifaliana ny tontolom-piainako