У нас вы можете посмотреть бесплатно ROSSY - MARARY NY DIDY JADONA ( Nouveauté gasy 2026 ) или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Fa Marary Afrika e Fa marary ny tany a Fa marary ny tany e marary Afrika Mararin’ny tondra-drano izy e rehefa tonga ny fahavaratra Mararin’ny hain-tany Rehefa tonga ny lohataona mararin’ny mosary izy e rehefa tonga ny miaka-bokatra Mila anao zanany hanavotra azy izy e Miandry ano zanany hanavotra azy izy Afrika Afrika taniko mijaly e Kanefa aza kivy hoy aho fa tsy irery ianao fa be ny namanao eran’ny izao tontolo izao Tsivalivaly manko ny fiainana eto an-tany Ka raha lavo ianao anio hiarina ianao indray andro any oya yeh..! Fa Marary afrika e Fa marary ny tany a Fa marary ny tany e marary Afrika Mararin’ ny risoriso izy e nony tonga ny fahafahana mararin’ny ady an-trano izy e tonga ny fahaleovantenany mararin’ny didy jadona izy e foana ny fanandevozana Mila anao zanany hanavotra azy izy e Miandry anao zanany hanavotra azy izy Afrika Afrika taniko mijaly e kanefa aza kivy hoy aho na hoe hamoy fo ireo zanakao rehetra ireo hitsangana hifoha hanongotra ireo tsy sitram-parasisa hanorina indray ny tany mba ho paradisa mbola ho avy paikanao mbola ho sambatra ianao Afrika....