У нас вы можете посмотреть бесплатно MIFAMATOTRA AMIN'NY TENIN'ANDRIAMANITRA NY FANAMBINANA ANAO| DIMY ANDRIASON| MADAGASCAR CHRISTIAN TV или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Ny tenin'Andriamanitra rehetra dia mahasoa sy mahatsara antsika ary indrindra mifamatotra amin'izany ny fahombiazanao na tsia. 🤫📖🔑 Raha tsy manana tenin'Andriamanitra izany ianao dia tsy afaka ny ho ambinina mihitsy , fa nahoana ary ? 🤨😏 Zaraina aminao ato amin'ny 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗕𝗔𝗜𝗕𝗢𝗟𝗬 𝗧𝗘𝗡𝗬 𝗩𝗘𝗟𝗢𝗡𝗔 androany miaraka amin'i 𝗥𝗲́𝘃𝗲́𝗿𝗲𝗻𝗱 𝗗𝗶𝗺𝘆 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗦𝗢𝗡 ny fanalahidy hanambinana sy hampitsimbadika ny fiainanao. 😁 Vonona ny hiova ve ianao ? Jereo ary ity fandaharana ity dia ho fantatrao ny tokony ataonao sy ny fihevitr'Andriamanitra ho anao. #fanambinana #teninAndriamanitra #baibolytenyvelona #reverend #dimy #andriason #MCTV