У нас вы можете посмотреть бесплатно Aminao Jehovah Ô - Solomona или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Fiadanana eh 😁 Fihirana Salamo 25 : 1 - 4, nentiko tamin'ny fomba sy talenta nomen'ny Tompo ahy, araky ny fitarihan'ny Fanahy Masina. 🎶 Manainga antsika Kristianina rehetra ho sahy hijoro ho miaramilan'I Jesoa, tsy hitsanga-menatra, haneho ampahibemaso ny fitokiana feno an'I Jehovah Andriamanitra, manoloana ny fahavalo sy izay ady atrehina amin'ny fiainana. 🪖💪🏻 Ialana tsiny indrindra ny indro kely fa efa nanao ezaka mafy aho mba ho tena mendrika eo anatrehan'Andriamanitra ity sanganasa kely ity, mbola mianatra foana ny tenako, mianatra ny Soratra Masina. Kopa-tanana kely ho an'ny mpiara-miangona amiko rehetra ao amin'ny FJKM Fanasim-piderana Antanimena Andrefana. 👋🏻 Mihainoa finaritra tompoko, anatin'ny tononkira ny hafatra. Amin'ny fanetren-tena, fikirizana, sy fitiavana ary amin'ny Anaran'I Jesoa Kristy, ho Azy irery ihany ny Voninahitra. #Jesus_Soldier #Tsy_Menatra #Tsy_Hivadika #Kristianina #Homemade ✝️