У нас вы можете посмотреть бесплатно Mivelona amin'ny Teniny Fizarana Zoma 20 marsa 2026 FIANARANA FANAMPINY: или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Mivelona amin'ny Teniny Fizarana Zoma 20 marsa 2026 FIANARANA FANAMPINY: ankohonana dia tokony hahatsapa ny andraikitra "Ny tsirairay avy ao anatin'ny ananany ka hanao izay tandrify azy mba hisian'ny fiadanana sy ny filaminana ary ny firindrana ao an-tokantrano. Tsy misy tokony hiasa hanohitra ny hafa. Ny rehetra no tokony hiara-miezaka mba hifanohana sy hifandrisika; aoka izy ireo haneho fahalemem-panahy sy faharetana, tsy hampiaka-peo fa ho tony ka hanalavitra ny fikorontanana; ary ny tsirairay no tokony hanao izay tratrany mba hanamaivanana ny enta-mavesatra entin'ny renim-pianakaviana. (...) Tokony ho takatry ny tsirairay avy ao anatin'ny ankohonana ny anjara andraikitra tokony hataony miaraka aminny hafa. Ny rehetra, manomboka amin'ny zaza enin-taona no ho miakatra, dia tokony hahatakatra fa takina aminy ny hanao ny anjara raharaha sy ny andraikitra tandrify azy." - AH, tt. 179, 180. "Tsy maintsy avelantsika hiditra ao am-pontsika sy ao an-tokantranontsika i Kristy raha tiantsika ny handeha amin'ny mazava. Tokony ho toerana azo antoka sy mampahazo aina ary mitondra ffaliana ny tokantrano. Aoka izany ho sombin-danitra ety an-tany, dia toerana iray hanolokoloana ny fitiavana fa tsy hangejana azy. Miankina amin'ny fanolokoloantsika ny fitiavana sy ny firaisam-po ary ny fifanajana ny fahasambalantsika. (...) Tokony hanadino ny "izaho" isika ka hijery mandrakariva ny fotoasa fanararaotra, na dia kely monja aza, hahafahana maneho fankasitrahana amin'ny hafa noho izay efa nataony ho antsika. Tokony hijery fotoana handrisihana ny hafa sy hanamaivanana ny alahelony isika amin'ny alalan' mitory fitiavana. Ireny fanehoam-pitiavana volatry ny fo ireny, izay miantomboka nin'ny alalan'ny asa mitory fahalemem-panahy sy fihetsika kely ao amin' amin'ny ankohonantsika ary miitatra any ivelan'ny tokantrano, no miara-miasa mba hanorina fiainana sambatra; ny finaovana tsirambina ireny zava-madinidinika ireny kosa no mahatonga ny fiainana ho feno fangidiana sy alahelo." -TFC, b. 3, tt. 539, 540. FANONTANIANA hifanckalozan-kevitra 1. Ho an'ny mpivady, inona no fitsipika nanampy anareo eo amin'ny fifandraisana? Inona no torohevitra omenareo ireo tsy mbola manambady, ary ahoana no tokony híonanan'izy ireo ho amin'ireo fihaikana miseho mandrakariva ao anatiriny fanambadiana? 2. Matetika, maro ny ray aman-dreny izay ta sy nikarakara ny zanany ary nitaiza azy ireo tao anatin'ny tokantraio kristianina tsara no tsy maintsy miatrika ny fandavan'ny zanany ny finoana rehefa tonga amin'ny fahalehibeazana ireny zanaka irerv. Inona no torohevitra na fampaherezana azonao omena azy ireny? hona no tsara kokoa raha tsy lazaina mihitsy? 3. Ifanakalozy hevitra bebe kokoa ny amin'ny fnanarana mba "handeha amin'ny fahendrena." Mifanohitra amin'izały, inona no hevitry ny hoe "mandeha amin'ny fahadalana"? Inonano lesona notsoahinao avy amin'ireo fotoana samy hafa izay mety andehananao tamin'ny fahendrena na tamin'ny fahadalana? #inverse #EDS #Lesona #tenin'Andriamanitra #hafatry ny lanitra #oasis #radiooasis #radiotvoasis