У нас вы можете посмотреть бесплатно Voahangy - Ady ny fiainana или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Ho anao izay mijaly Ho anao mila hamoy fo Fa ny maraina lazaina ho avy Toa resaka be avokoa. Sasatra ianao ny mitady Mikaroka ny hohanina anio ; Ireo havana atao mba hanampy Mandatsa manentsin-tadiny. Hiraiko ho anao ity hirako ity Hiraiko mba hamalifaly ; Hampahery anao fa fiainana ity Nateraka isika hijaly. Na izaho koa aza anie mazàna Manome tsiny indraindray : Mizaha tavan’olona angamba Fa toa miangatra mihitsy ilay Ray. F’izay rehetra atao mba ho mety, Tsy misy manjary avokoa ! Misaina anefa aho vetivety Hay ady ny fiainana moa. Sao mihevitra ianao fa ity fiainana ity Natao fanomezana ho anao ! Voaozona isika matoa tonga ety Hiady no anjaranao. Na izaho ko aza anie mazana ... Hay ady ny fiainana moa. Fa ny adim-piainana rahoviana no Ho foana tsy hisy izy ireny Nefa aza kivy, atrakao ny loha Tohero fa sao horeseny.