У нас вы можете посмотреть бесплатно FIDÈLE RAZARA PIERRE HETRAKETRAKA NY SASANY ( Nouveauté gasy 2026 ) или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
✝️𝗔𝗵𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗽𝗼𝘇𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝘁𝘀𝗮𝗸𝗮𝗳𝗼 𝗻𝗼 𝗻𝗮𝗵𝗮𝗳𝗮𝘁𝘆 𝗮𝗻'𝗶 𝗙𝗮𝗻𝗶𝗿𝘆 𝗥𝗔𝗭𝗔𝗙𝗜𝗠𝗔𝗡𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗬, 𝗛𝗼𝘆 𝗻𝘆 𝘀𝗼𝗹𝗼𝗺𝗯𝗮𝘃𝗮𝗺𝗯𝗮𝗵𝗼𝗮𝗸𝗮 𝗙𝗶𝗱è𝗹𝗲 𝗥𝗮𝘇𝗮𝗿𝗮 𝗣𝗶𝗲𝗿𝗿𝗲 ▶ Ahiana noho ny hetraketraky ny sasany no nahafaty an'i Faniry Razafimanantany, mpanao gazety mpamakafaka politika sady mpanolotsain'ny Ministry ny Fahasalamam-bahoaka, hoy ny solombavambahoaka Fidèle Razara Pierre tao amin'ny fandaharana Miara-Manonja androany. ▶ Olona tomady, tsy narary tsy narofy no niara-niatrika asa tamiko nandritra ny fitokanana ny ''laboratoire'' tany Toamasina ny faran'ny herinandro teo, hoy i Fidèle Razara Pierre ka izay no antony hipetrahan'ny ahiahy amin'ny resaka fanapoizinana manoloana io fahafatesan'i Faniry Razafimanantany io. ▶ Nitondra teny fampiononana ho an'ny akaiky an'i Faniry Razafimanantany moa i Fidèle Razara Pierre, solombavam-bahoakan'Ambatondrazaka androany. Nisy ny fikasana hanaovana ny '' autopsie '' ny razana saingy nisy tamin'ireo fianakaviana no tsy nanaiky ny hanaovana izany, raha ny fanazavan'ny depiote Fidèle Razara Pierre hatrany.