У нас вы можете посмотреть бесплатно NY KORAITA - NY TSANTAN'IMAHAMASINA - ANJOMARA ANOSIVAVAKA (Medley, 2017) или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
AKOAKOM-PIDERANA Andiany faha-5 (Jobily Volamena NY TSANTAN'IMAHAMASINA) NY TSANTAN’IMAHAMASINA – NY KORAÏTA MANARINTSOA FINOANA – ANJOMARA ANOSIVAVAKA Alahady 17 septambra 2017 - 2 ora tolakandro (PALAIS DES SPORTS MAHAMASINA) NA INONA ANEFA MIHATRA (NY TSANTAN’IMAHAMASINA) Na inon’inona anefa mihatra, na inona manjo (na mihatra) Tsy mba ho kivy na ketrak’izany Fa ao ny Tomponao (ao ny Tompo) Jesoa Mpanafaka antsika, Jesoa Mpamonjy antsika Jesoa irery no hany Mpamonjy, raha mafy ny adinao ‘ZAHO MATOKY ANAO (NY KORAÏTA MANARINTSOA FINOANA) Raha misy zavatra miseho zaho jesoa matoky Anao, ny adintsaina avelako eo fa ny fantatro dia izao, Eh velona aho ka miaina soa miaraka aminao Jesoa dia mitony sy milamina ny fo. Eh velona aho ka miaina soa miaraka aminao Jesoa dia mitony sy milamina ny fo. Raha misy mampanahy (Zaho matoky Anao) Arovy aho re ho sahy (Zaho matoky Anao) Ouhhhhh Izaho Jesoa matoky Anao Zaho Jesoa matoky Anao IZY (ANJOMARA ANOSIVAVAKA) Io fanambinana atolony anao isan’andro io Tsy sandaina vola na hoe harena, Fa satriny hanambina anao eo foana Hanome fahasoavana maimaim-poana. Fa ny fonao madio no ilainy, Dia Izy no hahatomombana ny fitahiana. Andriamanitra Ray Izy izay, Hahasambatra anao ho heniky ny hafaliana HODERAINA (NY TSANTAN’IMAHAMASINA) Mendrika ny HODERAINA Ianao, Ry TOMPO sy Mpanjakanay Anao ny voninahitra mandrakizay Mandrakizay Haleloia Amen Sambatr’ireo ‘zay mino Anao Sambatr’ireo izay matoky Anao Koa mifalia ry olon’ô! fa lehibe fa lehibe ny fitiavany ny fitiavany, ny fitiavany