У нас вы можете посмотреть бесплатно Mangataha famindrampo @ Tompo @ io olana lalovanao io (Marka10.46-56 - Pasteur Razafiarison Emilien) или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara MAMINDRA FO AMINTSIKA NY TOMPO 1. Ny famindrampon'i Jehovah no tsy nahalany ritra antsika, fa tsy mitsahatra ny fiantrany. Vaovao isamaraina izany; lehibe ny fahamarinanao. 2. Fa tahaka ny haavon'ny lanitra ambonin'ny tany no haben'ny famindrampony amin'izay matahotra Azy. 3. Fa ny famindrampon'i Jehovah dia hatramin'ny taloha indrindra ka ho mandrakizay amin'izay matahotra Azy ary ny fahamarinany mihatra amin'ny taranaka. 4. Mamindra fo sy miantra i Jehovah,mahari-po sady be famindrampo. 5. Fa na dia hifindra aza ny tendrombohitra ary na dia hihetsika aza ny havoana, tsy mba hiala aminao ny famindrampoko, ary tsy hitsoaka ny faneken'ny fihavanako, hoy Jehovah, Mpamindra fo aminao. 6. Eny tokoa, fahasoavana sy famindrampo no hanaraka ahy amin'ny andro rehetra hiainako, dia hitoetra ao an-tranon'i Jehovah andro lava aho. 7. Tany lavitra any no nisehoan'i Jehovah tamiko ka nanao hoe : Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao, koa izany no nampaharetako famindrampo ho anao. 8. Miverena ianao, ry Israely mpiodina, hoy Jehovah; tsy hampanjombona ny tavako aminareo Aho; fa mamindra fo Aho, hoy Jehovah, ka tsy hitahiry fahatezerana mandrakizay. 9. Nefa ny famindrampoko tsy hofoanako aminy,ary ny fahamarinako tsy havadiko, 10. Miderà an'i Jehovah, fa tsara Izy fa mandrakizay ny famindrampony. 11. Indray mipi-maso monja no nahafoizako anao; fa amin'ny indrafo lehibe kosa no ampodiako anao. 12. Fa indray mipi-maso ihany ny fahatezerany; nefa mandritra ny andro iainana kosa ny fankasitrahany Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS CLES ireo ao @ Baiboly : (1) Fitomaniana 3 : 22 – 23 (2) Salamo 103 : 11 (3) Salamo 103 : 17 (4) Salamo 103 : 8 (5) Isaia 54 : 10 (6) Salamo 23 : 6 (7) Jeremia 31 : 3 (8) Jeremia 3 : 12 (9) Salamo 89 : 33 (10) Salamo 136 : 1 (11) Isaia 54 : 7 (12) Salamo 30 : 5 **************************** MES 5 PAGES ÉVANGÉLIQUES : 1. MES VERSETS BIBLIQUES PRÉFÉRÉS DR: / mesversetsbibliquespreferesdr 2. MES ESPACES ÉVANGÉLIQUES DR : / mesespacesevangeliquesdr 3. MES VIDÉOS ÉVANGÉLIQUES DR : / mesvideosevangeliquesdr 4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO DR : / tsaranytompoisanandrodr 5. HOAVY KRISTY, VONONA VE HIANAO ? DR / hoavyikristyvononavehianaodr CONTACT : 1. TÉLÉPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39 2. E- MAIL : doc.rivolala@gmail.com 3. LINKED IN : / doctor-rivolala-andrianantoavina-5199594b 4. TWITTER : / docrivolala 5. INSTAGRAM : / rivolalaandrianantoavina 6. FACEBOOK : / docteurrivolala 7. ASSOCIATION CALDEN : http://caldenmadagascar.blogspot.com/... JÉSUS VOUS AIME. (Gal. 2 :20) QUE DIEU VOUS BÉNISSE ABONDAMMENT (Déo. 28)