У нас вы можете посмотреть бесплатно Harena nihosin-drà - Tantara an'onjampeo malagasy или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Misy tokoa ireo olona milomano amin'ny harena halatra, maloto ary nihosin-drà. Mieritreritra ny tsy ho tratry ny alofa fa ivalapatra lalandava ao amin'ny haren'ny hafa, izay azo ampitaka sa nandatsahana aina tsy manantsiny. Tantara nitohy nandritry iny herinandro iny indray no atolotra anareo anio (05/08/19-11/08/19). Tantara nosoratan'i Jerry Manoela nampitondrainy ny lohateny hoe HARENA NIHOSIN-DRÀ. Onjam-peo : Radio Madagasikara (RNM) Karazany : Adiady, mpitsongodia, anjoria Mpanoratra : Jer Imanoela Namelona ny tantara : Ny Ony, Daniela, Sophie, Alain, Ony Mamy Nandray feo : Herijaona RADIMBIHARIVELO Nanatontosa : Ny Ony RAMANAMISATA #mpitsongodia #anjoria #radiomadagasikara Crédit photo : © MBHenriksen https://www.deviantart.com/mbhenrikse...