У нас вы можете посмотреть бесплатно Ny Namoronana (The creation) Haydn - Antoko Mpihira Ny Feon'ny Fiadanana или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Ity sangan'asa ity dia nalaina avy tamin'ny oratorio Die Schöpfung (The Creation) noforonin'i Haydn. Nadikan'i Lucien Emmanuel Randrianarivelo tamin'ny teny malagasy ary nohirain'ny Antoko Mpihira Ny Feon'Ny Fiadanana ny Alahady 10 Jolay 2022 nandritra ny kaonseritra fakalazana an'Andriamanitra nohon'ny faha 65 taona nijoroany. Niarahana tamin'i Mino Rakotoarisoa (soprano), Hasina Rakotonindrainy (tenor); ireo mpitendry : Tsiory Rabetokotany, Rakotoarisoa Harisandratana Fanambinantsoa, Rakotondrazafy Ny Aina Toky Mahenina, Joycelyn Solonjatovo, Rojo Ny Aina Rakotondramanana, Nomentsoa Sitraka Rakotondramanana, Miantsa Rakotondramana. Ireo solistes tao amin'ny Antoko Mpihira Ny Feon'Ny Fiadanana: Rakotondramaro Arotiana Josué, Ramarosonina Mahandrisoa Lovaniaina, Herihasina Rasamimanana, Josefa Rabelison, Christelle Ralaialitiana, Mahery Orimbato Rakotomalala.