У нас вы можете посмотреть бесплатно 1 Fanalahidin'ny fahaizana mampita hafatra или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Indro atolotra anao eto ny fanalahidin'ny fahaizana mampita hafatra .Matetika ,eny rehetra eny dia saika tafiditra ao anaty serasera sy fandraisana fitenenana na eo amin'ny sehatra serasera na fampianarana na any am-piangonana ihany koa , eny amin'ny polipotra eny .Ilaina araka izany ny mianatra satria tsy vitan'ny mampita hafatra fotsiny fa ilay fiantraikany any amin'ny mpihaino sy ny mpanatrika no tena zava-dehibe Zava-dehibe1:-(Bonne introduction ) Ampidiro tsara ny fampidirana , manampahaizana anankiray izay nilaza fa raha vao tsy tafiditrao ao anaty 30 segondra voalohany ny mpihaino anao dia very ny fifantohany.Manaova fampidirana mahaliana Zava-dehibe 2:-Mitsofoha avy hatrany any anaty annecdote na tantara , na fait réel mahakasika io zavatra lazainao io na ny hafatra na ny conférence , na seminaire izay ataonao na karakarainao eny ny lohahevitra eh, Zava-dehibe :3-(Ny experience vecu -nao )Zarao ny fahatsapana izay efa nampandresy anao sy nahitanao fahombiazana teo amin'izay nalehanao Zava-dehibe :4-Ny maha-zava-dehibe io zavatra lazainao io asongadino , ary ao anatin'izany ny hametrahana fanontaniana maromaro toy ny hoe fa nahoana ? amin'ny fomba ahoana ? fa maninona ,inona no antony ,ahoana ny endrika isehoany sns ... Fehiny : aza adino ny manao résumé na famintinana fohy sy milazalaza izay nolazainao tery ambony , ary manajà fotoana ihany koa fehezo , fa io no ahafantarana fa professionnel ianao ,manao teny fampieritreretana sy famporisihana any amin'ny farany , sy teny fampieritreretana.