У нас вы можете посмотреть бесплатно ✨ Varavarana Misokatra – Université ACEEM Manakambahiny ✨ или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Nisokatra androany ny “Varavarana Misokatra” ao amin’ny Université ACEEM Manakambahiny, mbola hitohy rahampitso! Hetsika fampahafantarana ny sekoly, ny taranja ampianarina, ary ny tanjona ara-panabeazana napetraky ny Vondrom-panabeazana ACEEM. 📌 Ao anatin’ny fandaharam-potoana : • Fampirantiana ireo sampam-pampianarana • Vela-kevitra sy fifanakalozan-kevitra • Fandraisan’anjaran’ireo orinasa mpiara-miombon’antoka 🎓 Mbola mandray mpianatra vaovao ny Université ACEEM Manakambahiny! Sekoly mijoro ara-panjakana, ary eken’ny fanjakana avokoa ny mari-pahaizana omen’ny mpianatra.