У нас вы можете посмотреть бесплатно Feon-kira Faneva faha-25 taona FARITANY VAKINANKARATRA AMBATOLAMPY или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
MPANAZAVA SY TILY ETO MADAGASIKARA Faritany VAKINANKARATRA AMBATOLAMPY Teny faneva: "Moa tia Ahy va ianao? ... Andraso ary ny ondriko, ... Fahano ary ny ondriko." Jao. 21:16-17 Tonony sy feo: Filoha TANTELY Mandresy Mpandridra feo sy solfa: R. Andriamihary Kirakira: AM 1. He taon-jobily ity 'lay nandrandraina hatrizay Ka dera, laza ho Anao Andriamanitra Ray Fa dimy amby roapolo taona mantsy VAKINANKARATRA AMBATOLAMPY ISAN'ANDININY: Ry Mpanazava, Tily ô! Tia Ahy va ianao Raha toa ka eny dia 'ndeha tanteraho dieny izao "ANDRASO ARY NY ONDRIKO FAHANO ARY NY ONDRIKO!" 2. 'Reo nifandimby, nanasoa 'ty Faritany Ny Tompo anie hanafy anareo hery hatrany Ankehitriny indreo mamoa ireo nafafy VAKINANKARATRA AMBATOLAMPY 3. 'Ndeha hiara hifaly, andao hidera andao hihoby Ny tanjona napetraka tsy maintsy tody Ny hafatry ny Tompo re no tano mafy VAKINANKARATRA AMBATOLAMPY