У нас вы можете посмотреть бесплатно FLASH B - Efa izay (clip officiel) или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Découvrez mon nouveau single " EFA IZAY " Prod: GR Mix & Arr : Levarombo Auteur: Mr Germain Real : Boniface Gerard Contact WhatsApp: +261344364867 "Efa izay" c'est une chanson écrite par Mr Germain à la mémoire de mon fils qui est parti rejoindre les étoiles. Lyrics: Izy koa mety nividigny izany fofon'aigny izany Dia mbola teo ankilako fogna anao zay zanako Nefa Zagnahary araiky fo no mametra nym androm-piainagna eto an-tany Indrisy mantsy... Malahelo mafy zaho Mitomagny tsy hay ampanginina Mahatsiaro anao Ataoko akory moa ny hagnadigno anao Efa zatra angotingoty kelinao zaho zanako Raha ranomaso no mampiverina anao Efa nimpody anao zay Asa nagnino loatra Ray ô Nesorinao tamiko tampoka teo Ilay menakiny aiko Mamiko Tegna tsy foiko Ilay tokana keliko igny Manaiky izay fandaharanao aho nefa marary loatra Fa efa izay ny lalagna itondranao ny fiainako Ka tsy afa-manoatra Mafy tegna tsy zaka Nahita nao niala aigny teo an-trotroako Nikikiaka mafy anao nijery niandra ambony Hay efa hitanao ny anjely hangala anao Hametraka anao eo an-kavanan'ny Ray Inoako fa efa faly ianao agny zay Mitazana an'i dada sy mama Lasa ianao tsy hoe tsy tamana Fa nantsoin'ny Ray ka tsy votana Indray andro any isika antenaiko mbola hiaona Ho avy zaho rehefa tonga ilay fotoana