У нас вы можете посмотреть бесплатно MAGE4----- TSY HITENY AHO или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Lazao ahy nahoana isika No niezaka handainga foana Milaza samy hoe mangatsika Tsy tsara intsony ny mihaona Hazavao indray f’izay no tsara ho antsika Hazavao ahy fa tsy azoko intsony Itantarao lainga aho mba ho vita any Fa raha ny foko tsy hitony F’izaho tsy hiteny aho fa sao tsy inoanao Fa raha ny amiko hatrizay Tsy nitia afa-tsy ianao irery fotsiny Ny ziogan-dRafahatsiarovana ao an-tratrako ao Holatry ny atao hoe: ilay fitiavana Lazao ahy fa efa ritra Tsy misy intsony ilay fitia Lazao ahy fa anjaran-tsika Ny hisampana ny dia Hazavao indray fa izay no tsara ho antsika Lazao avokoa izay esona rehetra Hanazavanao fa ny antsika lahatra voafetra