У нас вы можете посмотреть бесплатно Voninahitra ho an'AndriamanitraAny amin'ny avo indrindra_Zañaharinay Mahery_Hira Katolika Malagasy или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage. Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel. #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #hirakatolikamalagasy Voninahitra ho an'Andriamanitra Any amin'ny avo indrindra Ary fiadanana ho an'ny olona ety ambonin'ny tany Zañaharinay e e e ! Mahery e ! Lolohavinay e e e ! An-tampon'ny loha à à à à à ! Midera Anao, mankalaza Anao ‘zahay e ! Mitsaoka Anao sy mihoby Anao ‘zahay e ! Misaotra Anao eram-po, eran-tsaiñy e ! Andriamanitra Mpanjakanay e e ! Ry Zanak' Ondrin'Andriamanitra e e ! Ry Tompo Andriamanitray e ! Manala ny fahotan'ny olo jiaby e ! Afaho ny helokay e e ! Anao zaraiky no añabo indrindra e ! Ry Tompo Andriamanitray e ! Haja ndraiky voninahitray e ! Nihinao jiaby e mandrakizay e e !