У нас вы можете посмотреть бесплатно NISY NITIFITRA NY ZANAKY KOLONELY , ARY VOATIFITRA или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Aza disoina ny tantara rehefa mba te hisarika olona ihany eeeee ! Raharaha antsakabary no nahatonga an I Fanirisoa Erinaivo niteny an ilay teo Mahamasina 2018 fa tsy hoe tsy Fitiavana Zandary fa aza avadika. Mba mijereva Ilhany vidéo archive rehefa miteny fa lasa Alain olona baraka anaty komantera Mr expert aaaaa ! Mbola vao aman bolana ny fery teto dia io ianao fa te hamerina an I Rajoelina. Mody manaratsy an i RAJOELINA nefa dia olony soa aman tsara ary nanohana azy tamin ny fifidianana. Ireo Olona nogadrain RAJOELINA daholo no arovan izao Fitondrana izao. Mba manokana fotoana hijerena tantaram-PIRENENA fa vendrana be le analyse.. Fehiny, Aza ampiadiana ny Mpitandro filaminana eto an Tanindrazana fa tsy hiady Izany mihintsy ireo.. Namory ny FDS i RAJOELINA herinandro nialohany nialany fa rehefa hitan ireo Mpitandro filaminana fa tsy mety le mamono vahoaka dia nanaradia ireo Tao Amin’ny CAPSAT zareo.. 𝗠𝗔𝗧𝗬 #𝗩𝗢𝗔𝗧𝗜𝗙𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗡𝗬 𝗭𝗔𝗡𝗔𝗞'𝗜 #𝗞𝗔𝗗𝗛𝗔𝗙𝗜 Araka ny vaovao navoakan'ny haino aman-jery Libyna dia maty nisy #nitifitra omaly talata i #Seif_al-Islam_Kadhafi, iray tamin'ireo zanakalahin'ny filoha libyana teo aloha, #Mouammar_Kadhafi. Lehilahy efatra nirongo #basy no nanafika ary nitifitra ity zanaky ny #Kolonely_Kadhafi ity tao amin'ny trano fonenany raha ny nambaran'i Abdullah Othman Abdurrahim, iray amin'ireo mpanolontsaina azy, tao amin'ny haino aman-jery libyana hatrany. I #Seif_al-Islam moa dia isan'ireo noheverina handimby an'i #Kolonely_Kadhafi tamin'ny sehatra #politika tao aorian'ny fionganana sy fahafatesan'ity filoha #libyana teo aloha ity ny taona 2011.