У нас вы можете посмотреть бесплатно 12 NY FANJAKAN'ANDRIAMANITRA 2 или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
REFIN'NY FILAZANTSARA Androany dia hianatra ireo fahateraham-baovao rehetra ao amin'ny bokin'ny Asan'ny Apostoly isika. Satria ao no mirakitra ny asan'ireo Apostoly; ireo izay niaraka niriaria tamin'i Jesosy Kristy ka nametrahany ny hafatra. Tsy nisy nifanipaka ny fitoriana nataon'izy ireo: mila manana finoana izay tanterahina amin'ny fibebahana, ny batisa amin'ny rano be atao amin'ny anaran'i Jesosy Kristy ary ny fandraisana ny Fanahy Masina misy porofo miteny amin'ny fiteny tsy fantatra. Tsy misy tsy misy Jiosy na Jentilisa fa izay te ho voavonjy dia mila miorina amin'ny filazantsara. Tia anao Jesosy Kristy!