У нас вы можете посмотреть бесплатно FFPM 445 and1 2 – Jeso mora fo indrindra или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
"Jeso mora fo indrindra" - Hira FFPM 445 Mazotoa mamerimberina sy mianatra ireto hira FFPM ireto any an-trano. Dia mba samy mahay be toa azy ireo daholo isika manerana ny isam-piangonana any rehefa mihira amin'ny fotoam-pivavahana 🙂 FFPM 445 – Jeso mora fo indrindra 1. Jeso mora fo indrindra Tsara sady mahasoa, Tsy miova tsy mifindra, Tompo be fitia tokoa. Mba iriko ho toa Azy Tsy mba mety soso-po Ka hionona ny foko Raha avy ny manjo. 2. Jeso tia, nanetry tena Sy nandefitra tokoa, Nefa tompo be harena Sy Mpanjaka foto-tsoa. Mba iriko ho toa Azy ‘Zay ninia ho ory koa; Ka ny sainy no fidiko, Fa fiainana tokoa. 3. He manolo-tena aho, Ho Anao, ry Tompo soa! Ka ny heloko rehetra Mba sasaonao avokoa. Enga ka omenao ahy Fo madio sy vaovao, Mba hahaizako manefa ‘Zay rehetra sitrakao! Source: video Fandaharana Teny Soa Mahafaly viva madagascar