У нас вы можете посмотреть бесплатно FFPM 545 – Endrey izany hafaliana или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
"Endrey izany hafaliana" - Hira FFPM 545 Mety hankalaza ny "Fetin'ny Velon'aina" hianareo ny Alahady, na koa hankalaza ny "Taombaovaom-piangonana" na ny Taombaovao. Mety ho isany hohirainareo ity hira ity. Mazotoa mamerimberina sy mianatra ireto hira FFPM ireto any an-trano. Dia mba samy mahay be toa azy ireo daholo isika manerana ny isam-piangonana any rehefa mihira amin'ny fotoam-pivavahana FFPM 545 – Endrey izany hafaliana 1. Endrey izany hafaliana Fa velona aina izahay ! Tanteraka ny faniriana Ka dera ho Anao ry Ray ! Atolotray tokoa ny tena Mba ho fanati-tsitrakao, Satria manaiky sy ekena Ho tonga olom-baovao ! 2. Ny tanindrazanay malala, Ry Jeso Tompo, anjakao ! Hiorina eto, tsy hiala Ny fiadanana entinao ! Ny haizin’ota anie hisava, Ny fahantrana koa handao Fa ho tarafin’ny Mazava, Hanjary tany vaovao ! 3. Ny fiangonanao angony Fanahy ô, ho tena iray Ka tsy hizarazara intsony Fa Ianao no mampiray ! Dia ho fanasina, fanilo Ho an’izao tontolo izao ! Hijoro tsy handraraka ilo, Hitafy toetra vaovao ! Source: video Fandaharana Teny Soa Mahafaly viva madagascar