У нас вы можете посмотреть бесплатно Hiran'ny fifankatiavana или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
HIRAN’NY FIFANKATIAVANA Hiran’ny fifankatiavana, hiran’ny fanantenana Hira mampiray, tanana hifandray, maro nefa tena iray Zazavavy vonona hanasoa, sy ho mendrika hamoa Ho an’ny Ray tsitoha sy ireo namako, ho an’ny tanindrazako Dia hazava, hibaliaka ny fifankatiavana Endrika misariaka sy tontolo mavana Hiran’ny fifankatiavana, hiran’ny fanantenana Hira mampiray, tanana hifandray, maro nefa tena iray Zazavavy vonona hanasoa, sy ho mendrika hamoa Ho an’ny Ray tsitoha sy ireo namako, ho an’ny tanindrazako Hotsenaina ny ho avy feno filaminana Herinao, rahavavy, andry itokiana Hiran’ny fifankatiavana, hiran’ny fanantenana Hira mampiray, tanana hifandray, maro nefa tena iray Zazavavy vonona hanasoa, sy ho mendrika hamoa Ho an’ny Ray tsitoha sy ireo namako, ho an’ny tanindrazako Dia hizara fifaliana ho an ‘izao tontolo izao Hosedraina ny hakiviana, vonona izaho sy ianao Hiran’ny fifankatiavana, hiran’ny fanantenana Hira mampiray, tanana hifandray, maro nefa tena iray Zazavavy vonona hanasoa, sy ho mendrika hamoa Ho an’ny Ray tsitoha sy ireo namako, ho an’ny tanindrazako