У нас вы можете посмотреть бесплатно Rossy - Hafatra или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Tandremo sao tsy tsaroanao ilay hafatra, Aza misy adino ataovy tonga lafatra; Ny rediredin’ny fo kely adalako, Ampombaiko anao omeo ilay malalako. Tsy manadino hono hoe, Raha tsy mahasoratra ho anao; Fa ny alahelo anao no be, Ka mahalasa saina lava izao; Fa mbola be ny zava-tiana hambara, Nefa ampy izay, mandehana ianao sao tara. Ialako tsiny raha toa miambakavaka, Fa efa feno ny alahelo ka tsy zaka; Ialako tsiny raha mando koa ny tavako, Tsy tomany aho fa ditsoka, tongava soa