У нас вы можете посмотреть бесплатно M.F.K Foibe: “Na inona na inona Fahadisoana dia aleo miverina @ Jehovah e!” Toriteny 0333/2026 или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Ny Fampaherezana nentintsika teto h@ fiandohanan’ity taona 2026 ity dia tsy tongatonga ho azy fa misy Lesona izay tian’Atra hampita amintsika dia ilay ady natrehan’ny Zanak’Israely. Ary izany indrindra no nahatonga antsika nahazo ilay Teny Faneva Eksodosy 6:1. Toky ho an’ny Zanak’Israely sy Mosesy io manoloana ny ady hatrehina fa mbola Toky ho antsika ihany koa @ izao vanim-potoana izao. Nisy fahakiviana teo @ Mosesy sy ny Zanak’Israely (Eksodosy 5:19-23) fa Atra anefa manana ny fotoanany sy ny antony ka nanome Toky an’i Mosesy hoe aza kivy fa mitenena foana (Eksodosy 6:2-13). Dia hiverenantsika kely @ izay ny tantaran’i Ahaba , nandresy rehefa nihaino ny feon’i Jehovah fa avy eo tsy nankatoa dia lasa nanao foana (I Mpanjaka 6, IMpanjaka 7). Naniraka an’i Elia Mpaminany indray anefa Jehovah fa tsy tonga dia namely dia harahintsika eto indray ny tohiny (I Mpanjaka 21:17-29). “Na inona na inona Fahadisoana dia aleo miverina @ Jehovah e!”. Mahereza hatrany rahalahy sy ranabavy. Pasteur ANDRIAMALALA Rodin!