У нас вы можете посмотреть бесплатно Hélicoptère ampiasan’i Andry Rajoelina: Miteraka adihevitra satria mitovy @ an’ny Tafika Malagasy или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
SONGADIM- BAOVAO REAL NEWS- NY VAOVAO MARINA 26 OCTOBRE 2023 Hélicoptère ampiasan’i Andry Rajoelina: Miteraka adihevitra ny angidimby iray marika Airbus mitovy amin’ny an’ny Tafika, sy ny angidimby iray hafa misy sainam-pirenena Malagasy, ampiasain’ny Filoha teo aloha Andry Rajoelina hanaovana fampielezan-kevitra amin’izao. Hélicoptère marika Airbus miisa 2 mantsy no niaraka nampidirina teto Madagasikara ny volana Aprily 2023 lasa teo hoy i Serge Zafimahova. Saingy ny iray ihany, laharana 5R- MOQ marika Airbus H130, no natolotra ny Tafika Malagasy ny 20 Aprily 2023 lasa teo, raha nampidirina avy hatrany tao amin’ny hangar-n’ny mpandraharaha akaiky ny fitondrana eny Ivato kosa hoy izy ny hélicoptère marika Airbus faharoa. Mba hialan’ny ahiahy dia tokony mitondra fanazavana ny ACM hoy i Serge Zafimahova. #madagascar