У нас вы можете посмотреть бесплатно Tantara Malagasy - RAKITRY NY LASA (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
RAKITRY NY LASA Tantaran'i Radio Don Bosco I Soa dia mpanampy ary i Toky dia zafikelin'i Rabary, anatin'ny aretina efa ho taona iray izy. Nampatsiahy an'i Zily ny tokony hanampiana an'i Rabary amin'ny fitsaboana i Soa, satria hitany ho rariny izany noho i Zily nomen'i Rabary tany ho volena. Nanafatra an'i Soa mba handray an-tanana ny fitaizana an'i Toky, ary tany iray vala no natolon'i Rabary azy hiatrehana ny adidy. Maty Rabary taorian'ny hafatra napetrany tamin'i Soa. Nilaza ho nametrahan'i Rabary fitokisana i Zily ary nanamafy mihitsy hoe novidian'ity farany ny tanimboly sy tanimbary... Naka an-keriny ny tany natolotr'i Rabary hiatrehan'i Soa ny fitaizana an'i Toky ingahy Zily, ary mifamaly matetika izy ireo. I Taniah dia zanaka vavin'i Zily, tovovavy tia mianatra ary manaja fiaraha-monina. Niezaka nanitsy ny toetra ratsin'ny rainy, Zily, i Taniah zanany, ary mba tsy hanao toetra tsy zaka amin'ny mpiara-monina. Nambaran'i Soa an'i Toky fa reny nitaiza azy izy, efa maty ny reny niteraka an'i Toky, ary mpandova an'i dadabe Rabary ity farany. Nanome toky ny rainy i Taniah fa hiezaka mafy hamita ny fianarany, nilaza ny vinany hanangana orinasa ho an'ny tanora mpiray tanindrazana aminy izy. Maty nisy namono i Rasoa, reny nitaiza an'i Toky ; nalahelo ny tranga nisy i Taniah. Fantatra tamin'ny alalan'ny taratasy mirakitra tononkalo latsaka tao an-tranon'i Razily fa izy no namono an'i Rasoa. Hita tao amin'ny trano rava nonenan'i Rabary tamin'ny fahavelomany ny taratasy mirakitra ny fananana izay tokony ho lovan'i Toky. Mpanoratra : Fidèl Rakotonanahary Mpilalao : Rakoto, Faly, Synèse, Ony Mihaja, Salohy Nandray feo sy nanatontosa : Tovo Razanamamonjy #tantarardb #tantaramalagasy #sarymihetsika