У нас вы можете посмотреть бесплатно Hiran'ny FOTASA Menafify - Tily eto Madagasikara или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
Ny menafify no misy vonona hiatrika ny ho aviny Satria Andry sy sahy Ny menafify no misy mandray an-tànana ny fiainany satria le hilahy. Ka mampiseho, maneho Reo asa rehetra novokariny satria talentany Ny menafify, no misy olona ilain'ny fiaraha-monina Ny foara n'ny tetik'asa re No sehatra anehoany Ireo talenta maro be isam-pokonolona ka ampirantiany Dia ho hita ao 'Reo fahaizana mampitolagaga Ny menafify, no misy olona ilain'ny fiaraha-monina ----------------------------------- Fihetsiketsehana faratampony eo amin’ny Menafify ny FOTASA. Lasy lehibe hihaonan’ny Menafify rehetra hanehoana ny tetik’asa isan-karazany ilofosan’ny isam-pivondronana (Fokonolona –Fileovana) Eny ankalamanjana na anaty ala no anehoana azy. Fifanakalozana traik’efa sy fisokafana amin’ny hafa no atao mandritra izany. Ampamoloana « Ny famoloana dia toerana iray manana ny lanjany, tsy afaka misaraka amin’ny fararano. (…) Mitahiry ny soatoavina ny famoloana satria dia toerana iray isehoan’ny fifankatiavana sy ny fihavanana izay mbola voatahiry any ambanivotra izy. Amin’ny fararano dia tena toy irony toerana fanaovam-pety irony ny famoloana : hifamezivezena, hitafatafana, hiasana. » Source : https://ambohibary.skyrock.com/327157... ---- www.scout.mg Suivez-nous sur Facebook / tilyscout Linkedin / tilyscout Twitter / tilyscout Instagram / tily.scout