У нас вы можете посмотреть бесплатно EMIFI - MIBEBAHA RY OLOMBELONA или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
🚨 MIBEBAHA 🚨 📖 “Koa mibebaha ianareo, ka miverena hamonoana ny fahotanareo, mba ho avy izay andro famelombelomana avy amin’ny fanatrehan’ny Tompo.” 📖 — Asan’ny Apostoly 3:19 Miverena dieny izao, fa aza miandry fahalavoana vao mahatsiaro an’Andriamanitra. Izy tsy hanary anao izany fa mandray anao an-tanandroa. 🙏🩵 Amin-kafaliana indray no anoloranay Emit Mikalo Fiderana - EMIFI ny vokatra vaovao ho antsika. 🤩🤗 EMIFI – MIBEBAHA RY OLOMBELONA. 🥰🩵 Mankasitraka ny SunRise Feo sy Sary / Production. Ny Tompo hampitombo ny talenta izay efa anananareo 🩵🙏 Mankafiza finaritra, ary dia samy ho tahian’Andriamanitra isika rehetra! 🥰🥰