У нас вы можете посмотреть бесплатно Hira « Madagasikara tanindrazanay » novaina ho « Mitsangana ry tanora » или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
SONGADIM- BAOVAO REAL NEWS- NY VAOVAO MARINA 11 MARTSA 2024 Tokony namorona ireo tanora raha te hanova ny gadona sy ny tonon-kiran’ilay “Madagasikara tanindrazanay” fa tsy ny hira-na tolom-panafahana no ovaina, hoy ny Jeneraly Desiré Ramakavelo. Efa vakoka sy tsangambato manatan-tantara eo amin’ny Malagasy ny hira « Madagasikara Tanindrazanay » ka ny “droit moral” no mipetraka fa tsy ny « droit d’auteur » intsony hoy kosa ny mpanakanto Gothlieb. Ho an’i Me Hanitra Razafimanantsoa ihany koa dia mitovy amin’ny hiram-pirenena iny « Madagasikara Tanindrazanay » iny. #madagascar #actualitésmadagascar #realtvonline #abonnezvous #hira #clip #vaovao