У нас вы можете посмотреть бесплатно FFPM 267 – He, ny andon’ny maraina или скачать в максимальном доступном качестве, видео которое было загружено на ютуб. Для загрузки выберите вариант из формы ниже:
Если кнопки скачивания не
загрузились
НАЖМИТЕ ЗДЕСЬ или обновите страницу
Если возникают проблемы со скачиванием видео, пожалуйста напишите в поддержку по адресу внизу
страницы.
Спасибо за использование сервиса ClipSaver.ru
"He, ny andon’ny maraina" - Hira FFPM 267 Mazotoa mamerimberina sy mianatra ireto hira FFPM ireto any an-trano. Dia mba samy mahay be toa azy ireo daholo isika manerana ny isam-piangonana any rehefa mihira amin'ny fotoam-pivavahana FFPM 267 – He, ny andon’ny maraina 1. He, ny andon’ny maraina Latsaka ao an-tsaha re, Ka mamelona ny maina Izay maniry rano be ! Ravoravo e ny tany, Fa he, ny andro maina efa lany, Ka mitsahatra ny fahantrany ; Manaroka ny hazo be ! 2. Ny fanahy karankaina Misy rano velona, Fa Jesosy andon’aina Manome fiainana ! Velona ny jentilisa, Ny tany hay dia tonga Paradisa ; Marobe no efa voaisa Handray ny lova masina ! 3. Misy lalana mizotra Izay mankao Ziona re, Any no mitanjozotra Ny vahiny marobe ; Ka Ziona dia mivoha Hidiran’ny navotan’ny Tsitoha ; Ao no ivorian’ny mifoha, Fa an’ny Tompo lehibe ! 4. He, mikambana ny mino Amim-pifaliam-be, Ka ny hobiny maneno Tahaka ny rano be ! Ao mitovy avokoa Tsy misy tompo sy mpanompo koa ; Eny, razana iray tokoa Ny mponina ao Ziona re ! Chœur Liturgique Ambatovinaky